Idealy mitsangan-drery

Idealy mitsangan-drery Idealy mitsangan-drery Idealy mitsangan-drery 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 Idealy Sivy volana Idealy Idealy Idealy Idealy Idealy Idealy Idealy bizou papa Idealy Idealy sy Tiffany Idealy sy Tiffany Idealy

Ny hafatr'i Neny

Noraiketiko ho volan'ny fitiavana ity volana aogositra ity, satria anisan'ny nahitako ny fitiavana mamy indrindra teo amin'ny fiainako. Vao nandray enim-bolana manko Idealy d'efa hita sahady fa mizara hafaliana sy fitiavana amin'ny manodidina azy, tsy dia hoe manana manodidina betsaka hifaneraserana akory Izy fa , izaho neniny izay ny 99% ny fotoana dia iarahanay avokoa. Tsy avelan'Idealy manao raharaha mihitsy aho fa izarany itiavana foana hono. Io fitiavana lazaiko anareo io , dia ilay fampinonona tsy ankijanona na dia fa tena misakafo ara-dalana aza. Tena hita sy tsapa tokoa ny fifankatiavan'ny reny sy ny zanaka rehefa tsy miasa ny reny.Tsy mifidy olona mihitsy izy. Ary sariaka lalandava.

Ka izay no hafatro aminareo reny rehetra , rah mbola azo atao dia aleo tsy miasa aloha mandra-pisara-nono ny zaza, fa na ny olona eny ivelany aza dia mahatsapa fa ampy fitiavana ny zanakareo.

Batemin'Idealy

Idealy batemy Idealy batemy Idealy batemy Idealy batemy Idealy batemy Idealy batemy Idealy batemy Idealy batemy Idealy batemy Idealy batemy Idealy batemy

Idealy misakafo

Idealy misakafo Idealy misakafo Idealy misakafo Idealy misakafo Idealy misakafo

Idealy sy ny nounourse

IMGP2386 Idealy nounourse Idealy nounourse Idealy nounourse Idealy nounourse

Idealy mavo kely

Idealy mavokely Idealy mavokely Idealy mavokely Idealy mavokely Idealy mavokely

NY VAOVAO MOMBA AHY FARANY

Enim-bolana t@ 22 juillet teo aho. Efa manomboka misakafo. Tsy mifidy hohanina mihitsy. Na fromage, na koba, na heinz farley's, ...
Efa hendry kely izaho fa ampinonona fotsiny dia matory amin'ny alina. Fa rehefa sorena indraindray ihany aho vao bedin'i neny ary matetika voakapoka.

Ny zavatra tena tiako dia ny manao douche sy milalao rano. mamikitra mafy aho raha vao esorina ao anaty koveta fa tsy te hiala mihitsy.

Natao batemy t@ 26 juillet teo aho dia lasa zanak'Andriamanitra kely. Mbola ho hitanareo manaraka eo ihany ny sary rehetra.