Tonga soa

TSIRAVAINA Eugèniah Miotifitia Idealy no anarako, anarana nomen'i neny, nanimbinana kely ny anaran'i dada sy neny. Fa ny sisa kosa dia efa nirin'i neny hatry ny ela hoe rehefa rahatrizay miteraka izy dia hataony hoe :" Miotifitia Idealy " ny anaran'ny zanany vavy. Somary lava ihany kanefa tena afa-po i neny nanome azy.